Teny iditra taolan' ivotratra
Singan-teny taolana ; ivo ; tratra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taolana ihaonan'ny taolan-tehezana eo amin'ny tratra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Sternum [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18