Teny iditra taona ito (taona, ito)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy amin' ity taona hitsahina ity [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'année présente, cette année [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra fa ny ho avy taona any hitako taon' ito, ary ny ho avy ampitso hitako anio [Dahle: Angano]

2019/03/18