Teny iditra taonjaton'ny fahazavana
Singan-teny taonjato ; fahazavana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taonjato faha 18 izay nahitana fiovana teo amin'ny fomba fijery, teo amin'ny sehatry ny literatiora sy ny filôzôfia vokatr'ireo fahitana ara-tsiansa vaovao [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Siècle des lumières [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16