Teny iditra taon-jina (taona, zina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy taona nahazoana vokatra betsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay une année faste, une année d'abondance [Boiteau 1997]
Teny mitovy hevitra taom-bokatra ~ tao-mora

2019/08/17