Teny iditra taovany (taova)
Sokajin-teny anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31