Teny iditra tapa-bolana (tapaka, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy two weeks [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay quinze jours [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Ny tapa-bolana nitoerany tao dia hoatra ny volana maromaro taminy, ary efa nikasa hiverina izy [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31