Teny iditra tapi > tapika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : tapiny, tapik', tapikan', tapi-
Tovy hevitra tapiny
Kamban-teny 

Teny iditra tapi > tapika (pika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra tapi > tapika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tapi > tapitra
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao
Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra
Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara
(vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ended, finished; used up, all gone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fini, terminé [1.3, 1.8]
 Achevé, accompli [1.3]
 épuisé [1.8]
Ohatra 
1Tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé) [1.3]
2Tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3]
3Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324]
4Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470]
5Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tapitra, tapitro, tapitrao, tapiny, tapitsika, tapitray, tapitrareo, tapitr', tapi-, tapitry
Ny lasa : tapitra, tapitro, tapitrao, tapiny, tapitsika, tapitray, tapitrareo, tapitr', tapi-, tapitry
Ny hoavy : ho tapitra, ho tapitro, ho tapitrao, ho tapiny, ho tapitsika, ho tapitray, ho tapitrareo, ho tapitr', ho tapi-, ho tapitry
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra tapi > tapitra
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy Ended, finished; used up, all gone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sali, crotté [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra