Teny iditra | tapi-java-nirina | |
Singan-teny | tapitra ; -java- (zavatra) ; irina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manan-javatra tadiavina intsony fa efa ao anatin' ny fiadanana [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tapi-java-nirina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |