Teny iditra tapiny
Sokajin-teny anarana tapika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Tovy hevitra tapika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31