Teny iditra tapitapy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsitapitapy

2011/12/21