Teny iditra tapitrisa (tapitra, isa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna iraisam-pirenena 1.000.000 [3.1]
Fanazavàna teny anglisy a million [3.1]
Fanazavàna teny frantsay un million [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly; [Baiboly: 73:009:016/Fanambaràna 9:16..]
2Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 45]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31