Teny iditra tapoaka (poaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Rano mamorivory, mandroadroatra: Tapoadrora; tapoa-tsavony
¶ Fipoahana balaonina na tatavia feno rivotra ka vaky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a bubble
¶ an explosion, as of a burst bladder [Richardson 1885]
   a soap bubble
¶ a popping sound [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   bulle d'eau, d'air, de savon
¶ petite explosion, comme celle d'une vessie pleine d'air qui éclate [Abinal 1888]
   bulle de savon
¶ petit bruit d'éclatement [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   bulle [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   kibolabola

Teny iditra tapoaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   soufflé [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra tapoaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   cloque, pustule [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra tapoaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   jachère [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/08