Teny iditra tapoapoaka (tapoaka (poaka))
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay [duplicatif diminutif fréquentatif] [Abinal 1888]
Endriteny 
tapoapoaka
tapoapoako
tapoapoakao
tapoapoany
tapoapoatsika
tapoapoakay
tapoapoakareo
tapoapoak'
tapoapoa-
tapoapoaky
Ohatra roatra: tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano mikoriana mafy na avy amin'ny rano misy savony na avy amin'ny vary handroina. [Rajemisa: Fiteny 4]

Teny iditra tapoapoaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (de poaka : petite explosion). Nom des Lycoperdons ou Vesses de Loup. Champignons [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/11