Teny iditra tara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] hatsiaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] zaran'angady, antsy, ets.. [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fandinihina mafy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitiliana arintany, fantatra indrindra amin' ny anarana hoe godorao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay goudron [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: tar.
Teny mitovy hevitra godorao

Teny iditra tara
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy diso fidirana, tsy tonga amin' ny fotoana fidirana: Sazin' ny mpampianatra izay mpianatra tara
¶ tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola vao T5 ihany [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Frantsay: tard.

2016/03/13