Teny iditra tarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy root of taranina, mitarana [Richardson 1885]
Sampanteny 
Endriteny 
tarana
tarako
taranao
tarany
tarantsika
taranay
taranareo
taran'
taran-
taram-
tara-

Teny iditra tarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] D'après Dubois, Dictionnaire betsileo, c'est aussi le nom d'un arbre. On l'utilisait pour faire des triques, des gourdins pour se défendre. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra tarana-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe taranaka
Ohatra 
1Maro tamin' ireny mpandositra ireny no tarana-bazimba. [Randriamamonjy: Tantara]
2Nomen'i Moizy lova ny fokon'ny tarana-dRobena, araka ny fianakaviany avy [Baiboly: 6:013:015/Josoe 13:15..]

2020/02/13