Teny iditra taranaka handimby
Singan-teny taranaka ; mandimby
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Ary Harinaivo kely no voalohan-terany, ho taranaka handimby azy. [2.470]
2Ny taonanao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16