Teny iditra tarangana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny
(teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1]
Ohatra Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472]
Tovy hevitra tangarana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31