Teny iditra tararaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The name given to the fish called fony while still young [1.2]
Voambolana 

Teny iditra tararaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona naman' ny vorondolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a bird, a species of owl [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Hibou diurne [2.415]
 Espèce de hibou diurne [1.3]
Ohatra ny ostrisa, ny tararaka, ny vorondriaka, mbamin'ny hitsikitsika isan-karazany; [2.996]
Voambolana 

Teny iditra tararaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona varimbariam-poana sy midonanaka amin' ny tsy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Sitting idly about [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se disait des paresseux, et aussi des gens dont bouche reste toujours ouverte et laisse sortir la salive [2.415]
 Lourdaud, qui reste sans rien faire [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31