Teny iditra taratara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandinihana malina dia malina, fanadihadiana sy fikarohana amim-pitandremana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   minute investigation, close examination. See dinika, kajakaja, karakara [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   examen minutieux, recherche attentive [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra taratara
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] mamirapiratra [Rakotosaona 1972]

2014/09/02