Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
¶ Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
¶ Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
¶ paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fomba na talenta na kilema nolovana [Rakotosaona 1972]
 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hereditary [Richardson 1885]

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] karazan-taovolo na randrana [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra zenôtipa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny mpamaritra
Sampanteny 

2014/09/02