Teny iditra taria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] resaka, teny [Rakotosaona 1972]
 Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay causerie interminable [Rajemisa: Vakoka]
Sampanteny 
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty
Ohatra Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 47]
Teny nalaina 

2013/11/07