Teny iditra tariby (tarika, vy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy ¶ [Tari-by] iron wire [Richardson 1885]
 metal wire, iron wire, wire [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fil de fer, fil métallique, fil de métal [Hallanger 1974]
 fil de fer [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Nisy tamin' ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany. [Andraina: Mitaraina, takila 245]

Teny iditra tariby (tarika, vy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay téléphone [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2013/07/15