Teny iditra tarika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato
¶ Fitaomana
¶ Fanoroana lalana, fitondrana
¶ Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo
¶ Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   équipe, classe, groupe, traction, lignée [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 48]
2Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 4]
3Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [Randriamamonjy: Tantara, takila 49]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra tarika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] andriana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03