Teny iditra taritarika (tarika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra taritarika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy asidra mahery [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay acide tartrique [Abinal 1888]
Ny fihaviany Frantsay: tartrique.

Teny iditra taritarika (tarika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina [Rajemisa 1985]

Teny iditra taritarika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Taimoro] (de tarika : nom des plantes lianoïdes). Leptadenia madagascariensis Decne. (Apocynaceae) [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Leptadenia madagascariensis

Teny iditra taritarika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] D'après Dubois : champignon dangereux ; à ne pas toucher [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/12