Teny iditra taroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tarotaroka
Mpanahaka  laingo ~ tsimoka

Teny iditra taroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] kapoka, vely [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] kapoka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy flogging, beating. Comme daboka [Richardson 1885]
Sampanteny 

2014/09/03