Teny iditra | tarotaroka (taroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The tender shoots of plants. See laingo [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les jeunes pousses des plantes, les jeunes feuilles fraîchement épanouies [1.3] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tovy hevitra | taroka | |
Mpanahaka | laingo ~ tsaroka | |
Fivaditsoratra | tarotaroka, toratoraka, traotraoka, troatroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |