Teny iditra tatà
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Mahafaly] alafady [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tata
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fandraisan-javatra avy ao amin'ny fanambaniny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tata
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   root of tataina [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra tata
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] tsodrano, saodrazana, fiantsoana ny razana [Rakotosaona 1972]
   [Mahafaly] tsodrano [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tata
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] fivavahan'ny jentilisa [Rakotosaona 1972]

2014/09/03