Teny iditra tatahana (tataka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy
Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be slit open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tatahana, tatahako, tatahanao, tatahany, tatahantsika, tatahanay, tatahanareo, tatahan', tatahan-, tataham-, tataha-
Ny lasa : notatahana, notatahako, notatahanao, notatahany, notatahantsika, notatahanay, notatahanareo, notatahan', notatahan-, notataham-, notataha-
Ny hoavy : hotatahana, hotatahako, hotatahanao, hotatahany, hotatahantsika, hotatahanay, hotatahanareo, hotatahan', hotatahan-, hotataham-, hotataha-
Filaza mandidy : tataho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20