Teny iditra tatàka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tataka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony
¶ Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy
¶ Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto [Rajemisa 1985]
 rovitra lavalava [SLP 1986]
Famaritana anglisy a slit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coupe en longueur [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay fente [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/09/11