Teny iditra tatamo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd. [Richardson 1885]
 a water lily [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay nénuphar; cf. voahirana [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Nymphaea stellata
Mpanahaka  voalefoka
Teny nalaina 

2009/09/10