Teny iditra tati-bolana
Singan-teny tatitra ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana teny any amin' ny lehibe (na ray aman-dreny na mpampiasa...) momba ny zavatra tsy tsara nataon' ny hafa tany an-katakonana mba hamelezana azy [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/22