Teny iditra tato (ato)
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tatô
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tokoa [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra tatôbe

2013/07/21