Teny iditra tatsimo
Singan-teny t~ ; atsimo
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The south people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les gens du sud [1.8, 1.5]
Ohatra 
1Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [2.643]
2Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny Tatsimo. [2.113]
3Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [2.69]
Mpanahaka  tandrefana ~ tatsinanana ~ tavaratra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21