Teny iditra tavaratra (avaratra)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona avy any avaratra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the north people [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay les gens du nord [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Mpanahaka  tandrefana ~ tatsimo ~ tatsinanana
Ohatra 
1Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra, Ny Tsikoa, Ny Tatsimo [Fagereng: Tantara]
2Ny maintingoro tsy misehoseho foana fa ao raha, hoy ireo Betsimisaraka tavaratra. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
3Tonga nananika an'Ambohitrabiby ny Sihanaka sy ny Bezanozano nampian'ny Tavaratra. [Randriamamonjy: Tantara]

Teny iditra tavaratra
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay (de avaratra : au nord). Nom général des végétaux qui aiment le nord, c'est-à-dire l'exposition la plus ensoleillée, nous sommes dans l'hémisphère sud et le soleil passe au nord à midi. Suivant les dialectes, ce nom a été relevé pour :
¶  [Tankarana] Antidesma petiolare var. brachyscyphum (Baker) Leandri (Phyllanthaceae). Petits fruits charnus, comestibles, utilisés aussi pour produire de l'alcool après fermentation ; Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Réf. Service Forestier 8357.
¶  [Sihanaka] Potameia crassifolia Kosterm. (Lauraceae).
¶  [Betsimisaraka] Potameia incisa Kosterm. et Beilschmiedia madagascariensis (Baill. ) Kosterm. (Lauraceae).
¶  [Bezanozano] Potameia rubra Kosterm. (Lauraceae) ; trichilia ou Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 14165 ; voir aussi tavaratrafotsy, Clerodendrum macrocalycinum Baker et Clerodendrum arenarium Baker (Lamiaceae). Arbustes à fleurs très décoratives.
¶  [Tanala] Potameia chartacea Kosterm. (Lauraceae).
¶  [Betsileo] Potameia reticulata Kosterm. (Lauraceae).
¶  [Bara] Ravensara perrieri Dubard & Dop (Lauraceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Antidesma petiolare var. brachyscyphum, Beilschmiedia madagascariensis, Potameia chartacea, Potameia crassifolia, Potameia incisa, Potameia reticulata, Potameia rubra, Ravensara perrieri, Rhodolaena bakeriana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31