Teny iditra tavilotra
Singan-teny tavy ; lotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Têt de pot cassé [1.3]
Ohatra 
1tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny. [2.356]
2Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony. [2.529]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24