Teny iditra tavim-boninkazo
Singan-teny tavy ; voninkazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Pot de fleur [1.5]
Ohatra Nampirobona ilay «Raozy» kely izany, saingy satriny ihany ho eo amin' ilay tany karankaina, kibo nifonosana, toy izay ho any amin' ny tavimboninkazo sarobidy tsy nirehan' ny sainy hatramin' ny fahakely! [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26