Teny iditra tavo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fofon-jabora manta: Maimbo tavo ny volon' io vehivavy io [Rajemisa 1985]

Teny iditra tavo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy menaka avy amin'ny fihary taova manamando ny dromatsy sy ny hoditra [SLP 1986]
Famaritana frantsay sébum [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra tavo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] voatavo [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2012/09/12