Teny iditra tavoara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra [Rajemisa 1985]
 sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano [SLP 1986]
Famaritana frantsay gargoulette
¶ tavoara manana tenda mifily: ballon à col effilé. [Voambolana: Simia] [SLP 1986]
Ohatra Ny tavoara rehetra dia feno divay; [Baiboly: 30:013:012/Jeremia 13:12..]

Teny iditra tavoara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara [SLP 1986]
Famaritana frantsay ballon [SLP 1986]
Voambolana 

2013/07/16