Teny iditra tavohana (tavoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kapohina mba hialan' ny vovoka
Tsapaina, asiana don-tandroka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tavohana, tavohako, tavohanao, tavohany, tavohantsika, tavohanay, tavohanareo, tavohan', tavohan-, tavoham-, tavoha-
Ny lasa : notavohana, notavohako, notavohanao, notavohany, notavohantsika, notavohanay, notavohanareo, notavohan', notavohan-, notavoham-, notavoha-
Ny hoavy : hotavohana, hotavohako, hotavohanao, hotavohany, hotavohantsika, hotavohanay, hotavohanareo, hotavohan', hotavohan-, hotavoham-, hotavoha-
Filaza mandidy : tavohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20