Teny iditra tavoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
¶ Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tavoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [Abinal 1888]

Teny iditra tavoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
¶ Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay piston [SLP 1986]
Voambolana 

2013/05/21