Teny iditra tavonana (tavona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hosorana, hosenana (menaka), fotetahana: Tavony menaka ny mivonto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tavonana, tavonako, tavonanao, tavonany, tavonantsika, tavonanay, tavonanareo, tavonan', tavonan-, tavonam-, tavona-
Ny lasa : notavonana, notavonako, notavonanao, notavonany, notavonantsika, notavonanay, notavonanareo, notavonan', notavonan-, notavonam-, notavona-
Ny hoavy : hotavonana, hotavonako, hotavonanao, hotavonany, hotavonantsika, hotavonanay, hotavonanareo, hotavonan', hotavonan-, hotavonam-, hotavona-
Filaza mandidy : tavony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05