Teny iditra tay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay
¶ Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina
¶ Faika: Tain-kafe. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy dung, excrement (vulgar); refuse; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay excrément (mot grossier); ordure, déchet [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tay ity (1): Betainomby

2015/09/25