Teny iditra | tay be am-bavan' ny mpamosavy | |
Singan-teny | tay ; be ; vava ; mpamosavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny zava-dratsy maharikoriko sy maloto eo am-pitantarana ny loza mety hihatra [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |