Teny iditra tazanina (tazana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena lavidavitra: Tazano irý vorona irý fa mihevingevina toa hianjera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be seen or overlooked from a distance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on regarde ou surveille de loin [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tazanina, tazaniko, tazaninao, tazaniny, tazanintsika, tazaninay, tazaninareo, tazanin', tazanin-, tazanim-, tazani-
Ny lasa : notazanina, notazaniko, notazaninao, notazaniny, notazanintsika, notazaninay, notazaninareo, notazanin', notazanin-, notazanim-, notazani-
Ny hoavy : hotazanina, hotazaniko, hotazaninao, hotazaniny, hotazanintsika, hotazaninay, hotazaninareo, hotazanin', hotazanin-, hotazanim-, hotazani-
Filaza mandidy : tazano
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20