Teny iditra tazona (hazona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitanana mafy; famihinana, fanagejana tsy hihetsiketsika, tsy famelana handeha na hiala [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/08/27