Teny iditra te-
Sokajin-teny   kianteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [Richardson 1885]
   prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : te-hijery: to want to look [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: te-hijery: vouloir regarder [Hallanger 1974]
Ny bikany  
tia
ta-
te-
ti-
Fifanahafana   ta- ~ ti-

Teny iditra te
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana frantsay   ise, ialahy; indry, indriako, itena: [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

Teny iditra Te
Sokajin-teny   anarana (simboly)
Famaritana malagasy   Singa mivaingana, faha-52 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Famaritana anglisy   Tellurium. [3.1]
Famaritana frantsay   Tellure. [3.1]
Voambolana  
Anarana siantifika   te|Te

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/12