Teny iditra tebaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana
¶ Fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana, famotsifotsiana, faniratsirana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2017/04/03