Teny iditra tebiteby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   apprehension, fear and trembling [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   appréhension, inquiétude; trouble [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 62]
2Hoy aho feno tebiteby. [Andriamalala: Ranomasina, takila 46]
3Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [Andraina: Mitaraina, takila 226]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/17