Teny iditra teboka roa
Singan-teny teboka ; roa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
-a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
-b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
-d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Colon [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Deux points [1.5, 1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01