Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany. [Voambolana: Feo]
¶ Vono amin' ny felatanana, tehamaina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bruit que fait un coup, un vase qui casse
¶ le coup lui-même [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry iray karazana amin' ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrola, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka (Chrysalidoearpus decipiens Beccari-Palmiers) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay nom d'un palmier dont on extrait une potasse très mordante [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Chrysalidoearpus decipiens
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tehaka [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

2014/12/03